34 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jeremia, raha mbola niady tamin’i Jerosalema sy ny tanàna rehetra nanodidina azy i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo, sy ny fanjakana rehetra teto an-tany izay teo ambany fahefany, ary ny firenena rehetra:+