Jeremia 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah, rehefa avy nanao fifanekena tamin’ny olona rehetra teto Jerosalema i Zedekia Mpanjaka hoe hafahana ny mpanompo.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:8 Fandalinana, Boky 2,
8 Dia nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah, rehefa avy nanao fifanekena tamin’ny olona rehetra teto Jerosalema i Zedekia Mpanjaka hoe hafahana ny mpanompo.+