-
Jeremia 34:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Koa nankatò an’izany ny andriana rehetra sy ny vahoaka manontolo. Nanao an’ilay fifanekena izy ireo hoe samy hanafaka ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny, dia tsy hanao azy ireny ho mpanompo intsony. Nankatò izy ireo ka namela azy ireny handeha.
-