Jeremia 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Rehefa tapitra ny fito taona, dia samia manafaka ny Hebreo rahalahinareo, izay namidy taminareo ka efa nanompo anareo enin-taona. Tsy maintsy afahanareo izy.”+ Tsy nihaino ahy anefa ny razambenareo, sady tsy nanongilan-tsofina.
14 “Rehefa tapitra ny fito taona, dia samia manafaka ny Hebreo rahalahinareo, izay namidy taminareo ka efa nanompo anareo enin-taona. Tsy maintsy afahanareo izy.”+ Tsy nihaino ahy anefa ny razambenareo, sady tsy nanongilan-tsofina.