Jeremia 34:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary izao no hanjo an’izay nivadika tamin’ilay fifanekena nataoko, ka tsy nanatanteraka an’izay voalazan’ilay fifanekena nataony teo anatrehako, rehefa nozarainy roa ny zanak’omby ka nandalo teo anelanelan’izany izy ireo,+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:18 Fandalinana, Boky 2,
18 Ary izao no hanjo an’izay nivadika tamin’ilay fifanekena nataoko, ka tsy nanatanteraka an’izay voalazan’ilay fifanekena nataony teo anatrehako, rehefa nozarainy roa ny zanak’omby ka nandalo teo anelanelan’izany izy ireo,+