Jeremia 34:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy* izy ireo, ka ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.+
20 Hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy* izy ireo, ka ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.+