Jeremia 34:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Izaho no hanome baiko’, hoy i Jehovah, ‘ka haveriko eto amin’ity tanàna ity izy ireo. Dia hotafihiny ity tanàna ity, ka halainy sy hodorany.+ Hataoko lasa ngazana tsy misy mponina ireo tanànan’i Joda.’”+
22 “‘Izaho no hanome baiko’, hoy i Jehovah, ‘ka haveriko eto amin’ity tanàna ity izy ireo. Dia hotafihiny ity tanàna ity, ka halainy sy hodorany.+ Hataoko lasa ngazana tsy misy mponina ireo tanànan’i Joda.’”+