Jeremia 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mankanesa any amin’ny fianakavian’ny Rekabita,+ ka miresaha aminy ary ento ao an-tranon’i Jehovah, ao amin’ny iray amin’ireo efitra fisakafoana,* izy ireo. Dia omeo divay izy ireo hosotroiny.”
2 “Mankanesa any amin’ny fianakavian’ny Rekabita,+ ka miresaha aminy ary ento ao an-tranon’i Jehovah, ao amin’ny iray amin’ireo efitra fisakafoana,* izy ireo. Dia omeo divay izy ireo hosotroiny.”