-
Jeremia 35:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nentiko tao an-tranon’i Jehovah izy ireo, tao amin’ny efitra fisakafoan’ny taranak’i Hanana zanak’i Jigdalia, lehilahin’Andriamanitra. Io efitra io dia teo akaikin’ny efitra fisakafoan’ireo andriana, tao ambonin’ny efitra fisakafoan’i Mahaseia zanak’i Saloma, mpiandry varavarana.
-