-
Jeremia 35:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary aza manao trano, na mamafy voa, na mamboly voaloboka. Tsy tokony hanana tanimboaloboka koa ianareo. Ao anaty tranolay foana kosa ianareo no hipetraka, mba ho ela velona eo amin’ilay tany ivahinianareo.’
-