14 “Nanome baiko ny taranany i Jonadaba zanak’i Rekaba mba tsy hisotro divay, dia narahin’izy ireo ny teniny ka tsy misotro divay izy ireo hatramin’izao. Mankatò an’izay lazain’ny razambeny izy ireo.+ Izaho anefa efa niteny anareo imbetsaka, fa tsy nankatoavinareo.+