-
Jeremia 35:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary hoy i Jeremia tamin’ny fianakavian’ny Rekabita: “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Satria nankatoavinareo ny baiko nomen’i Jonadaba razambenareo, ary mbola arahinareo an-tsakany sy an-davany foana ny baiko rehetra nomeny anareo,
-