Jeremia 36:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Angamba rehefa maheno ny loza rehetra nokasaiko hamelezana azy ny taranak’i Joda, dia mety hiala amin’ny fanao ratsiny, ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+
3 Angamba rehefa maheno ny loza rehetra nokasaiko hamelezana azy ny taranak’i Joda, dia mety hiala amin’ny fanao ratsiny, ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+