Jeremia 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+
4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+