-
Jeremia 36:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa ianao no tsy maintsy mankany an-tranon’i Jehovah amin’ny andro fifadian-kanina. Dia vakio mafy amin’ny olona ao ny tenin’i Jehovah notononiko taminao, izay nosoratanao tao amin’ilay horonam-boky. Hovakinao amin’ny vahoakan’ny Joda rehetra, izay tonga avy any amin’ny tanànany avy izany.
-