-
Jeremia 36:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Angamba ho henon’i Jehovah ny fitalahoan’izy ireo famindram-po, ary samy hiala amin’ny fanao ratsiny izy ireo. Nilaza mantsy i Jehovah hoe tezitra be sy vinitra mafy amin’ity vahoaka ity izy.”
-