Jeremia 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao an’izay rehetra nasain’i Jeremia mpaminany nataony àry i Baroka zanak’i Neria. Novakiny mafy tao an-tranon’i Jehovah+ ny tenin’i Jehovah tao amin’ilay horonam-boky.*
8 Nanao an’izay rehetra nasain’i Jeremia mpaminany nataony àry i Baroka zanak’i Neria. Novakiny mafy tao an-tranon’i Jehovah+ ny tenin’i Jehovah tao amin’ilay horonam-boky.*