Jeremia 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nolazain’i Mikaia tamin’izy ireo ny teny rehetra henony novakin’i Baroka tamin’ny vahoaka, avy tao amin’ilay horonam-boky.*
13 Dia nolazain’i Mikaia tamin’izy ireo ny teny rehetra henony novakin’i Baroka tamin’ny vahoaka, avy tao amin’ilay horonam-boky.*