-
Jeremia 36:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary nanontany an’i Baroka izy ireo hoe: “Mba lazao aminay, azafady, hoe ahoana no nanoratanao an’izany teny rehetra izany? Notononiny taminao ve?”
-