Jeremia 36:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nirahin’ny mpanjaka i Jehody+ mba haka an’ilay horonam-boky. Dia nalain’i Jehody tao amin’ny efitr’i Elisama mpitan-tsoratra ilay izy, ka novakiny tamin’ny mpanjaka sy ny andriana rehetra nitsangana teo akaikin’ny mpanjaka.
21 Koa nirahin’ny mpanjaka i Jehody+ mba haka an’ilay horonam-boky. Dia nalain’i Jehody tao amin’ny efitr’i Elisama mpitan-tsoratra ilay izy, ka novakiny tamin’ny mpanjaka sy ny andriana rehetra nitsangana teo akaikin’ny mpanjaka.