Jeremia 36:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Volana fahasivy* tamin’izay, ka nipetraka tao amin’ny trano fonenany rehefa ririnina ny mpanjaka, ary nisy afo nirehitra tao amin’ilay fatana teo anoloany. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 36:22 Fandalinana, Boky 1,
22 Volana fahasivy* tamin’izay, ka nipetraka tao amin’ny trano fonenany rehefa ririnina ny mpanjaka, ary nisy afo nirehitra tao amin’ilay fatana teo anoloany.