Jeremia 36:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa avy nodoran’ny mpanjaka ilay horonam-boky nosoratan’i Baroka, izay nisy ny teny notononin’i Jeremia,+ dia niteny tamin’i Jeremia indray i Jehovah hoe:
27 Rehefa avy nodoran’ny mpanjaka ilay horonam-boky nosoratan’i Baroka, izay nisy ny teny notononin’i Jeremia,+ dia niteny tamin’i Jeremia indray i Jehovah hoe: