-
Jeremia 36:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary izao no holazainao amin’i Joiakima mpanjakan’ny Joda: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Efa nodoranao ilay horonam-boky teo iny, ary niteny ianao hoe: ‘Nahoana ianao no nanoratra tao amin’iny hoe: “Tsy maintsy ho avy handrava an’ity tany ity ny mpanjakan’i Babylona, ka haringany daholo na olona na biby”?’+
-