11 Dia nentin’i Ebeda-meleka niaraka taminy ireo lehilahy ireo, ary nankao an-tranon’ny mpanjaka tao ambanin’ny efitra fitehirizan-karena+ izy. Ary naka voro-damba sy tapa-damba tonta tao izy, ka nampidininy tamin’ny tady ho ao amin’i Jeremia tao an-davaka izany.