-
Jeremia 38:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia hoy i Ebeda-meleka Etiopianina tamin’i Jeremia: “Ataovy ao ambany helikao, azafady, ireny voro-damba sy tapa-damba ireny, dia ataovy eo ambaniny ny tady.” Dia nataon’i Jeremia izany.
-