Jeremia 38:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hoentina eny amin’ny Kaldeanina ny vadinao sy ny zanakao lahy rehetra, ary tsy ho afa-mandositra azy ireo ianao. Hosamborin’ny mpanjakan’i Babylona ianao,+ ary noho ianao dia hodorana ity tanàna ity.”+
23 Hoentina eny amin’ny Kaldeanina ny vadinao sy ny zanakao lahy rehetra, ary tsy ho afa-mandositra azy ireo ianao. Hosamborin’ny mpanjakan’i Babylona ianao,+ ary noho ianao dia hodorana ity tanàna ity.”+