Jeremia 39:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nentin’i Nebozaradana,+ lehiben’ny mpiambina, ny vahoaka sisa tao an-tanàna, sy ireo efa nitolo-batana tany aminy, ary izay olon-kafa sisa tavela, ka nataony sesitany tany Babylona.
9 Dia nentin’i Nebozaradana,+ lehiben’ny mpiambina, ny vahoaka sisa tao an-tanàna, sy ireo efa nitolo-batana tany aminy, ary izay olon-kafa sisa tavela, ka nataony sesitany tany Babylona.