16 “Mandehana lazao amin’i Ebeda-meleka+ Etiopianina hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Hotanterahiko ny teniko momba an’ity tanàna ity, dia ny hahatonga loza aminy fa tsy ny hanisy soa azy. Ary hahita maso an’izany ianao amin’izany andro izany.”’