-
Jeremia 39:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “‘Hamonjy anao anefa aho amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah, ‘ary tsy hatolotra eo an-tanan’ireo olona atahoranao ianao.’
-