Jeremia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia notanterahin’i Jehovah tokoa izay nolazainy. Nanota tamin’i Jehovah mantsy ianareo ary tsy nankatò ny teniny, ka izany no mahatonga anareo hiharan’izao.+
3 Dia notanterahin’i Jehovah tokoa izay nolazainy. Nanota tamin’i Jehovah mantsy ianareo ary tsy nankatò ny teniny, ka izany no mahatonga anareo hiharan’izao.+