Jeremia 40:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nianiana tamin’izy ireo sy ny miaramilany i Gedalia zanak’i Ahikama, zanak’i Safana hoe: “Aza matahotra hanompo ny Kaldeanina. Mipetraha eto amin’ity tany ity ary manompoa ny mpanjakan’i Babylona, dia hahita soa ianareo.+
9 Dia nianiana tamin’izy ireo sy ny miaramilany i Gedalia zanak’i Ahikama, zanak’i Safana hoe: “Aza matahotra hanompo ny Kaldeanina. Mipetraha eto amin’ity tany ity ary manompoa ny mpanjakan’i Babylona, dia hahita soa ianareo.+