Jeremia 40:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa i Gedalia+ zanak’i Ahikama tamin’i Johanana zanak’i Karea: “Aza manao an’izany, fa tsy marina izany zavatra lazainao momba an’i Ismaela izany.”
16 Hoy anefa i Gedalia+ zanak’i Ahikama tamin’i Johanana zanak’i Karea: “Aza manao an’izany, fa tsy marina izany zavatra lazainao momba an’i Ismaela izany.”