41 Tamin’ny volana fahafito dia tonga tany Mizpa,+ tany amin’i Gedalia zanak’i Ahikama, i Ismaela+ zanak’i Netania zanak’i Elisama, ary nisy folo lahy niaraka taminy. Taranaka mpanjaka i Ismaela sady anisan’ny manamboninahitry ny mpanjaka. Raha mbola teo am-pisakafoana tany Mizpa izy ireo,