5 dia nisy 80 lahy tonga avy any Sekema+ sy Silo+ ary Samaria.+ Efa nesorin’izy ireo ny volombavany, norovitiny ny akanjony, ary nodidididiany ny vatany.+ Nivimbina fanatitra varimbazaha sy ditin-kazo manitra+ izy ireo mba hoentiny ao an-tranon’i Jehovah.