Jeremia 41:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nangonin’izy ireo àry ny miaramila rehetra, dia niainga izy ireo mba hiady tamin’i Ismaela zanak’i Netania. Ary nahita azy teo akaikin’ny rano be* tao Gibeona izy ireo.
12 Nangonin’izy ireo àry ny miaramila rehetra, dia niainga izy ireo mba hiady tamin’i Ismaela zanak’i Netania. Ary nahita azy teo akaikin’ny rano be* tao Gibeona izy ireo.