Jeremia 44:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Imbetsaka aho no* naniraka azy ireny tany aminareo mba hiteny hoe: “Aza dia manao an’izao zava-maharikoriko halako izao re ianareo e!”+
4 Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Imbetsaka aho no* naniraka azy ireny tany aminareo mba hiteny hoe: “Aza dia manao an’izao zava-maharikoriko halako izao re ianareo e!”+