8 Fa maninona ianareo no mampahatezitra ahy amin’ny zavatra ataonareo, ka manao sorona ho an’ireo andriamani-kafa atỳ Ejipta, izay toerana nalehanareo mba honenana? Ho ringana ianareo, ary ny anaranareo no hampiasain’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany rehefa manozona izy ireo.+