22 Koa tsy zakan’i Jehovah intsony tamin’ny farany ireo zavatra ratsy sy maharikoriko fanaonareo. Dia rava ny taninareo sady tsy misy mponina intsony, ka nahatonga ny olona hihorohoro sy hampiasa ny anarany rehefa manozona, toy ny amin’izao andro izao.+