Jeremia 44:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Vitsy kely sisa no tsy ho ripaky ny sabatra sy ho tafaverina any Joda.+ Dia ho fantatry ny sisa rehetra amin’ny Joda, izay tonga nipetraka atỳ Ejipta, hoe ny tenin’iza no marina: Ny teniko sa ny tenin-dry zareo!”’”
28 Vitsy kely sisa no tsy ho ripaky ny sabatra sy ho tafaverina any Joda.+ Dia ho fantatry ny sisa rehetra amin’ny Joda, izay tonga nipetraka atỳ Ejipta, hoe ny tenin’iza no marina: Ny teniko sa ny tenin-dry zareo!”’”