-
Jeremia 44:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “‘Homeko famantarana ianareo’, hoy i Jehovah, ‘mba hahalalanareo fa hosaziko eto amin’ity toerana ity ianareo. Ho fantatrareo amin’izay fa tsy maintsy ho tanteraka ny teniko hoe hahita loza ianareo.
-