Jeremia 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy midera an’i Moaba intsony izy ireo. Any Hesbona+ izy ireo no manao tetika handavoana azy, ka milaza hoe: ‘Andao hofoanantsika tsy ho firenena intsony izy!’ Tokony hangina koa ianao, ry Madmena ô,Fa manenjika anao ny sabatra! Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Tsy midera an’i Moaba intsony izy ireo. Any Hesbona+ izy ireo no manao tetika handavoana azy, ka milaza hoe: ‘Andao hofoanantsika tsy ho firenena intsony izy!’ Tokony hangina koa ianao, ry Madmena ô,Fa manenjika anao ny sabatra!