Jeremia 48:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mijanòna eo amin’ny lalana ka jereo tsara, ry mponin’i Aroera.+ Anontanio ny lehilahy mandositra sy ny vehivavy mitsoaka hoe: ‘Fa misy inona?’
19 Mijanòna eo amin’ny lalana ka jereo tsara, ry mponin’i Aroera.+ Anontanio ny lehilahy mandositra sy ny vehivavy mitsoaka hoe: ‘Fa misy inona?’