Jeremia 48:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “‘Misy mitaraina any Hesbona+ ka re hatrany Elale.+ Manandratra ny feony izy ireo ka heno hatrany Jahaza.+Ary ny antsoantso any Zoara re hatrany Horonaima+ sy Egleta-selisia. Na ny ranon’i Nimrima aza ho ritra tanteraka.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:34 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
34 “‘Misy mitaraina any Hesbona+ ka re hatrany Elale.+ Manandratra ny feony izy ireo ka heno hatrany Jahaza.+Ary ny antsoantso any Zoara re hatrany Horonaima+ sy Egleta-selisia. Na ny ranon’i Nimrima aza ho ritra tanteraka.+