Jeremia 48:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Koa hitaraindraina* toy ny sodina*+ ny foko noho ny amin’i Moaba.Ary hitaraindraina* toy ny sodina* ny foko noho ny amin’ny olona ao Kira-heresa. Ho fongana mantsy ny harena nangoniny.
36 Koa hitaraindraina* toy ny sodina*+ ny foko noho ny amin’i Moaba.Ary hitaraindraina* toy ny sodina* ny foko noho ny amin’ny olona ao Kira-heresa. Ho fongana mantsy ny harena nangoniny.