-
Jeremia 48:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 “‘Tsy misy afa-tsy fidradradradrana no heno
Eny amin’ny tampon-trano rehetra ao Moaba
Sy eny amin’ny tany malalaky ny tanànany.
Fa nopotehiko i Moaba
Ka nataoko toy ny vilany tsy misy ilana azy intsony’, hoy i Jehovah.
-