-
Jeremia 48:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Ho lasa babo ireo tanàna,
Ary ho lasan’olona ireo toerany voaro mafy.
Amin’izany andro izany, ny fon’ireo miaramila ao Moaba
Dia hitebiteby toy ny fon’ny vehivavy eo am-piterahana.’”
-