Jeremia 48:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Mbola hangoniko anefa, any am-parany any, ireo mponin’i Moaba lasa babo’, hoy i Jehovah. ‘Mifarana eto ny didim-pitsarana momba an’i Moaba.’”+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:47 Fandalinana, Boky 2,
47 Mbola hangoniko anefa, any am-parany any, ireo mponin’i Moaba lasa babo’, hoy i Jehovah. ‘Mifarana eto ny didim-pitsarana momba an’i Moaba.’”+