Jeremia 49:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nahoana no mampirehareha anao ireo lohasaha,*Dia ireo lemaka azon-drano ao aminao, ry zanakavavy mpivadika?Mitoky amin’ny harenanao ianao,Ka milaza hoe: “Iza no ho sahy hanafika ahy?”’”
4 Nahoana no mampirehareha anao ireo lohasaha,*Dia ireo lemaka azon-drano ao aminao, ry zanakavavy mpivadika?Mitoky amin’ny harenanao ianao,Ka milaza hoe: “Iza no ho sahy hanafika ahy?”’”