Jeremia 49:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika momba an’i Edoma: “Tsy misy fahendrena intsony angaha ao Temana?+ Tsy manana torohevitra tsara intsony angaha ireo mahira-tsaina? Tsy misy ilana azy intsony angaha ny fahendreny? Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 49:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika momba an’i Edoma: “Tsy misy fahendrena intsony angaha ao Temana?+ Tsy manana torohevitra tsara intsony angaha ireo mahira-tsaina? Tsy misy ilana azy intsony angaha ny fahendreny?