Jeremia 49:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izao no lazain’i Jehovah: “Raha ireo tsy voasazy hisotro amin’ny kaopy aza tsy maintsy misotro amin’ilay izy, dia ianao indray ve no havela ho afa-maina fotsiny? Tsy havela ho afa-maina ianao, fa tsy maintsy hisotro amin’ilay kaopy.”+
12 Fa izao no lazain’i Jehovah: “Raha ireo tsy voasazy hisotro amin’ny kaopy aza tsy maintsy misotro amin’ilay izy, dia ianao indray ve no havela ho afa-maina fotsiny? Tsy havela ho afa-maina ianao, fa tsy maintsy hisotro amin’ilay kaopy.”+